.

Tout siimplement magniifiique

Misentosento loatra, potika ny fo
Niandriandry loatra, mivakivaky loha
Nefa ianao tsy hitako eo anilako eo
Lasalasa teo ny fitiavanao
Tsy heno ity fo fo miantso anao
Tsy ho rava ity fitiavako anao

Ny aiko de tsy hilaza ny hanadino anao
Ity zanatsika mampatsiaro anao
Rehefa mijery azy, ianao no hitako
Rehefa misakambina
Ny tananao no tsapako

Fo mijaly no miantso anao
Fo mitia no tiako omena anao
Tsisy hanakana, tsy mety levona
Ny toerana nomeko anao

Nandefa taratasy tsy misy valin- teny
Tena very saina mantsy
Fa tsy sahy miteny
Ny hany hery ny fitondran' ny ao ambony
Miantso anao ry ray, omeo ahy ny hery
Ny sitraponao ho ahy
Ho soa fa ano am-poko
Dia fantatro fa mbola tena mila anao

Ny aiko de tsy hilaza ny hanadino anao
Ity zanatsika mampatsiaro anao
Rehefa mijery azy, ianao no hitako
Rehefa misakambina
Ny tananao no tsapako

Raha zay sedram piainana mandalo fotsiny ihany
Ka na be ny adin-tsaina
Mandreraka sy mampiondrika amin'ny tany
Ny safidin ity foko
Efa mitepo ho anao
Na tsisy omeko n' iza n' iza no hitepo


com rendu en double

# Posté le vendredi 06 juin 2008 15:57

Modifié le mardi 20 octobre 2009 13:34

Parce que jleime

 Parce que  jleime


Alala ma Sheriid'amour !
Je saii meme pas par ou commencé
Sa faiit 2 an kon se conné e jpeu te diire ke je te kiiff . Avec toii c'est des pur bar non stop ! Mettre deux Brune ensemble c'est une grave erreur xD ! On parle de tous et de riien enfiin on a biien un sujet bref kan Meme . . Tu doiit comprendre .Trop deliir o tel ma povre BiiCHE . Merciidetre toujour la pour moii, surtou dan ls momen ls plu diiffiiciil :) . Te tro BELLE ma best.
En bref ma best JE TAiiME ENORMEMEN



Com rendu en double

# Posté le mercredi 07 novembre 2007 17:54

Modifié le mardi 13 octobre 2009 04:55